Daniel 4:18 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny raviny dia tsara tarehy sady betsaka ny voany, ary teo aminy dia nisy hanina ho an’ny rehetra; teny ambaniny no nitoeran’ny bibidia ary teny amin’ny rantsany no nitoeran’ny voromanidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara tarehy ny raviny, ary betsaka ny voany sady nisy sakafo ho an’ny miaina rehetra teo aminy; tao ambaniny no nialokaloka ny bibidia, ary tao amin’ny rantsany no nitoetra ny voro-manidina.
Malagasy Bible 1865
ny raviny dia tsara tarehy, sady betsaka ny voany, ary teo aminy nisy hanina ho an'ny rehetra, teny ambaniny no nitoeran'ny bibi-dia, ary teny amin'ny rantsany no nitoeran'ny voro-manidina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny raviny dia tsara tarehy sady betsaka ny voany, ary teo aminy dia nisy hanina ho an’ny rehetra; teny ambaniny no nitoeran’ny bibidia ary teny amin’ny rantsany no nitoeran’ny voromanidina.
malagasy