Daniel 4:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao indrindra izany, ry mpanjaka ô! Ianao dia nihalehibe sy niha nahery; fa ny fahalehibiazanao dia efa nitombo ka mipaka amin’ny lanitra, ary ny fanapahanao dia hatramin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao io hazo io, ry mpanjaka! Fa tonga lehibe sady matanjaka ianao; ny fahalehibeazanao dia nitombo ka nahatakatra ny lanitra, ary ny fanapahanao nipaka hatrany amin’ny faran’ny tany.
Malagasy Bible 1865
ianao indrindra izany, ry mpanjaka ô; ianao dia nihalehibe sy nihahery; fa ny halehibiazanao efa nitombo ka mipaka amin'ny lanitra, ary ny fanapahanao hatramin'ny faran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao indrindra izany, ry mpanjaka ô! Ianao dia nihalehibe sy niha nahery; fa ny fahalehibiazanao dia efa nitombo ka mipaka amin’ny lanitra, ary ny fanapahanao dia hatramin’ny faran’ny tany.
malagasy