Daniel 4:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanonofy zavatra nahatahotra aho ka nieritreritra teo am-pandrianako, satria ny fahitan’ny lohako dia naharaiki-tahotra ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanonofy zava-nampatahotra ahy aho ka nieritreritra teo am-pandriana; fa izay hitako dia nampitebiteby ahy.
Malagasy Bible 1865
Nanonofy zavatra nahatahotra aho ka nieritreritra teo am-pandriako, ary ny fahitan'ny lohako dia naharaiki-tahotra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanonofy zavatra nahatahotra aho ka nieritreritra teo am-pandrianako, satria ny fahitan’ny lohako dia naharaiki-tahotra ahy.
malagasy
Nanonofy zavatra nahatahotra aho ka nieritreritra teo am-pandriako, ary ny fahitan'ny lohako dia naharaiki-tahotra ahy.