Daniel 4:21 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no heviny, ry mpanjaka, ary izao no tendrin’ny Avo Indrindra, izay mihatra amin’ny mpanjaka tompoko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hevitr’izany, ry andriamanjaka, araka ny tendrin’ny Avo Indrindra, izay mihatra aminao:
Malagasy Bible 1865
izao no heviny, ry mpanjaka, ary izao no tendrin'ny Avo Indrindra, izay mihatra amin'itompokolahy mpanjaka:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no heviny, ry mpanjaka, ary izao no tendrin’ny Avo Indrindra, izay mihatra amin’ny mpanjaka tompoko:
malagasy
izao no heviny, ry mpanjaka, ary izao no tendrin'ny Avo Indrindra, izay mihatra amin'itompokolahy mpanjaka: