Daniel 4:22 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horoahina hiala amin’ny olona ianao ary ho any amin’ny bibidia no fonenanao; hampihinanina ahitra toy ny omby ianao sady ho kotsan’ny andon’ny lanitra, ary fetrandro fito no holanina aminao, ambara-pahafantatrao fa ny Avo Indrindra no mitondra ny fanjakan’ny olona ka manome izany ho an’izay tiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horoahina hiala amin’ny olombelona ianao, dia hiara-mipetraka amin’ny biby eny an-tsaha, hihinana ahitra tahaka ny omby ary ho kotsan’ny ando! Fito taona no haharetan’izany aminao, mandra-piekenao fa ny Avo Indrindra no manapaka amin’ny fanjakan’ny olombelona ka manome izany ho an’izay tiany.
Malagasy Bible 1865
Horoahina hiala amin'ny olona ianao, ary ny fonenanao ho any amin'ny bibi-dia ary hampihinanina ahitra toy ny omby ianao ary ho kotsan'ny andon'ny lanitra, ary fetr'andro fito no holanina aminao, ambara-pahafantatrao fa ny Avo Indrindra no manapaka amin'ny fanjakan'ny olona ka manome izany ho an'izay tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horoahina hiala amin’ny olona ianao ary ho any amin’ny bibidia no fonenanao; hampihinanina ahitra toy ny omby ianao sady ho kotsan’ny andon’ny lanitra, ary fetrandro fito no holanina aminao, ambara-pahafantatrao fa ny Avo Indrindra no mitondra ny fanjakan’ny olona ka manome izany ho an’izay tiany.
malagasy