Daniel 4:23 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hevitry ny namelàna ny fotony dia satria mbola ho voatahiry ho anao ihany ny fanjakanao rehefa fantatrao fa ny lanitra no manapaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny baiko hamelana ny foto-kazo sy ny fakany kosa dia midika hoe: Haverina aminao ny fanjakanao rehefa miaiky ianao fa ilay Andriamanitry ny lanitra no manapaka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny nasainy namelana ny fotony: ny fanjakanao mbola hampodina ho anao tokoa, rehefa fantatrao fa ny lanitra no manapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hevitry ny namelàna ny fotony dia satria mbola ho voatahiry ho anao ihany ny fanjakanao rehefa fantatrao fa ny lanitra no manapaka.
malagasy
Ary ny nasainy namelana ny fotony: ny fanjakanao mbola hampodina ho anao tokoa, rehefa fantatrao fa ny lanitra no manapaka.