Daniel 4:24 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka hankasitrahanao ny anatro, ry mpanjaka, koa ny fahamarinana no ento mampitsahatra ny fahotanao, ary ny fiantrana ny mahantra no ento mampitsahatra ny helokao, fandrao mba hampaharetina ihany ny fiadananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, aoka ho sitrakao ny torohevitro, ry andriamanjaka: Mba atsaharo ny heloka amam-pahotanao, fa ny fahamarinana amam-piantrana kosa no ataovy; angamba hohalavaina ihany ny fotoan-kiadananao.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka hankasitrahanao ny anatro, ry mpanjaka, ka dia ny fahamarinana no ento mampitsahatra ny fahotanao,ary ny fiantrana ny mahantra no ento mampitsahatra ny helokao, fandrao mba hampaharetina ahay ny fiadananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka hankasitrahanao ny anatro, ry mpanjaka, koa ny fahamarinana no ento mampitsahatra ny fahotanao, ary ny fiantrana ny mahantra no ento mampitsahatra ny helokao, fandrao mba hampaharetina ihany ny fiadananao.
malagasy
Koa aoka hankasitrahanao ny anatro, ry mpanjaka, ka dia ny fahamarinana no ento mampitsahatra ny fahotanao,ary ny fiantrana ny mahantra no ento mampitsahatra ny helokao, fandrao mba hampaharetina ahay ny fiadananao.[Ar. anapaho]