Daniel 4:25 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo rehetra ireo dia nanjo an’i Nebokadnezara mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tanteraka tamin’i Nebokadnetsara mpanjaka avokoa izay rehetra nambaran’ny nofiny.
Malagasy Bible 1865
Izany rehetra izany no nanjo an'i Nebokadnezara mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo rehetra ireo dia nanjo an’i Nebokadnezara mpanjaka.
malagasy
Izany rehetra izany no nanjo an'i Nebokadnezara mpanjaka.