Daniel 4:26 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka roa amby folo volana dia nitsangantsangana teo an-tampon’ny tranony tao Babilona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka roa ambin’ny folo volana dia nitsangantsangana teo an-tampon-tranon’ny lapany tao Babilôna ny mpanjaka;
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka roa ambin'ny folo volana, dia nitsangantsangana teo an-tampon'ny tranony tao Babylona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka roa amby folo volana dia nitsangantsangana teo an-tampon’ny tranony tao Babilona izy.
malagasy
Ary nony afaka roa ambin'ny folo volana, dia nitsangantsangana teo an-tampon'ny tranony tao Babylona izy.