Daniel 4:28 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola teo am-bavan’ny mpanjaka ihany ny teny dia nisy feo tonga avy tany an-danitra hoe: Ry Nebokadnezara mpanjaka! Ianao indrindra no ilazana hoe: Niala taminao ny fanjakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny mbola niteny iny ny mpanjaka, dia nisy feo avy tany an- danitra nanao hoe: –Ambara aminao, ry Nebokadnetsara mpanjaka, fa nesorina taminao ny fahefàm-panjakana.
Malagasy Bible 1865
Raha mbola teo am-bavan'ny mpanjaka ihany ny teny, dia nisy feo latsaka avy tany an-danitra nanao hoe: Ry Nebokadnezara mpanjaka, ianao indrindra no anaovana hoe: Ny fanjakana niala taminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola teo am-bavan’ny mpanjaka ihany ny teny dia nisy feo tonga avy tany an-danitra hoe: Ry Nebokadnezara mpanjaka! Ianao indrindra no ilazana hoe: Niala taminao ny fanjakana.
malagasy