Daniel 4:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horoahina hiala amin’ny olona ianao ka ho any amin’ny bibidia no fonenanao; hampihinanina ahitra toy ny omby ianao ary fetrandro fito no holanina aminao ambara-pahafantatrao fa ny Avo Indrindra no mitondra ny fanjakan’ny olona ka manome izany ho an’izay tiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horoahina hiala amin’ny olombelona ianao, dia hiara-mipetraka amin’ny biby eny an-tsaha, ary hihinana ahitra tahaka ny omby. Fito taona no haharetan’izany aminao, mandra-piekenao fa ny Avo Indrindra no manapaka amin’ny fanjakan’olombelona, ka manome izany ho an’izay tiany.
Malagasy Bible 1865
Fa horoahina hiala amin'ny olona ianao, ka ho any amin'ny bibi-dia ny fonenanao; hampihinanina ahitra toy ny omby ianao, ary fetr'andro fito no holanina aminao ambara-pahafantatrao fa ny Avo Indrindra no manapaka amin'ny fanjakan'ny olona ka manome izany ho an'izay tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horoahina hiala amin’ny olona ianao ka ho any amin’ny bibidia no fonenanao; hampihinanina ahitra toy ny omby ianao ary fetrandro fito no holanina aminao ambara-pahafantatrao fa ny Avo Indrindra no mitondra ny fanjakan’ny olona ka manome izany ho an’izay tiany.
malagasy