Daniel 4:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy aho mba hoentina eo anatrehako ny olon-kendrin’i Babilona rehetra hilaza amiko ny hevitry ny nofy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanome baiko aho mba hoentina eo anatrehako avokoa ny olon-kendrin’i Babilôna rehetra hampahafantatra ahy ny hevitry ny nofy.
Malagasy Bible 1865
Ka dia nandidy aho mba ho entina eo anatrehako ny olon-kendrin'i Babylona rehetra hilaza amiko ny hevitry ny nofy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy aho mba hoentina eo anatrehako ny olon-kendrin’i Babilona rehetra hilaza amiko ny hevitry ny nofy.
malagasy
Ka dia nandidy aho mba ho entina eo anatrehako ny olon-kendrin'i Babylona rehetra hilaza amiko ny hevitry ny nofy.