Daniel 4:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay indrindra no nahatanterahan’izany tamin’i Nebokadnezara, fa noroahina niala tamin’ny olona izy ka nihinana ahitra toy ny omby, ary ny tenany dia kotsan’ny andon’ny lanitra ambara-panirin’ny volony ho toy ny an’ny voromahery, ary ny hohony ho toy ny an’ny vorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay dia tanteraka tamin’i Nebokadnetsara izany teny izany: Noroahina niala tamin’ny olombelona izy ka nihinana ahitra toy ny omby, ary kotsan’ny ando ny tenany, hany ka ny volon-dohany dia tonga lava toy ny an’ny voromahery ary ny hohony dia tonga nifaraingo toy ny an’ny vorona.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izay indrindra no nahatanterahan'izany tamin'i Nebokadnezara; fa noroahina niala tamin'ny olona izy ka nihinana ahitra toy ny omby, ary ny tenany dia kotsan'ny andon'ny lanitra ambara-panirin'ny volony ho toy ny an'ny voromahery, ary ny hohony ho toy ny an'ny vorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay indrindra no nahatanterahan’izany tamin’i Nebokadnezara, fa noroahina niala tamin’ny olona izy ka nihinana ahitra toy ny omby, ary ny tenany dia kotsan’ny andon’ny lanitra ambara-panirin’ny volony ho toy ny an’ny voromahery, ary ny hohony ho toy ny an’ny vorona.
malagasy