Daniel 4:32 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny mponina rehetra etỳ an-tany dia hatao tsinontsinona. Manao izay sitrapony amin’ireo tafika any an-danitra sy amin’ny mponina etỳ an-tany Izy. Ary tsy misy mahasakana Azy na miteny Aminy hoe: Inona ity ataonao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponina rehetra etỳ an-tany dia tsinontsinona ihany eo anoloany; araka izay sitrapony no ataony amin’ny anjely any an-danitra sy amin’ny mponina etỳ an-tany; tsy misy afaka manohitra ny fahefàny na manome tsiny azy amin’izay ataony.
Malagasy Bible 1865
ary ny mponina rehetra etỳ an-tany hatao tsinontsinona; ary manao izay sitrapony amin'ireo maro be any an-danitra sy amin'ny mponina etỳ an-tany Izy; ary tsy misy mahasakana Azy, na manao aminy hoe: Inona no ataonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny mponina rehetra etỳ an-tany dia hatao tsinontsinona. Manao izay sitrapony amin’ireo tafika any an-danitra sy amin’ny mponina etỳ an-tany Izy. Ary tsy misy mahasakana Azy na miteny Aminy hoe: Inona ity ataonao?
malagasy