Daniel 4:34 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza ny Mpanjakan’ny lanitra; marina avokoa ny asany rehetra ary araka ny rariny ny lalany, ary izay mandeha amin’ny fiavonavonana dia hainy aetry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, izaho Nebokadnetsara dia midera sy mankalaza ary manome voninahitra ilay Mpanjakan’ny lanitra; fa marina izay ataony rehetra, mahitsy ny asany rehetra. Ary hainy aetry aza izay mitondra tena amim-piavonavonana.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany, izaho Nebokadnezara midera sy manandratra ary mankalaza ny Mpanjakan'ny lanitra; marina avokoa ny asany rehetra, ary araka ny rariny ny lalany; ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza ny Mpanjakan’ny lanitra; marina avokoa ny asany rehetra ary araka ny rariny ny lalany, ary izay mandeha amin’ny fiavonavonana dia hainy aetry.
malagasy