Daniel 4:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony farany anefa dia niditra teo anatrehako kosa i Daniela, izay antsoina hoe Beltesazara, araka ny anaran’ny andriamanitro; sady misy fanahin’ireo andriamanitra masina ao anatiny; ary ny nofy dia nambarako teo anatrehany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony farany, tonga teo anatrehako i Daniela izay atao hoe Beltesatsara araka ny anaran’ny andriamanitro sady entanin’ny fanahin’ireo andriamanitra masina; dia ny nofiko no nambarako teo anatrehany hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa nony farany dia niditra teo anatrehako kosa Daniela, izay atao hoe Beltesazara, araka ny anaran'andriamanitro, sady misy fanahin'ireo andriamanitra masina ao anatiny; ary ny nofy dia nambarako teo anatrehany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony farany anefa dia niditra teo anatrehako kosa i Daniela, izay antsoina hoe Beltesazara, araka ny anaran’ny andriamanitro; sady misy fanahin’ireo andriamanitra masina ao anatiny; ary ny nofy dia nambarako teo anatrehany hoe:
malagasy