Daniel 4:6 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Beltesazara, lehiben’ny ombiasy, fantatro fa misy fanahin’ireo andriamanitra masina ao anatinao, ary tsy misy zavamiafina manahirana anao, koa ambarao ahy ny fahitana izay hitako tamin’ny nofy mbamin’ny heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
‹Ry Beltesatsara, filohan’ny mpanao majika, fantatro fa entanin’ny fanahin’ireo andriamanitra masina ianao, ary tsy misy zava-miafina manahirana anao; koa ambarao ahy ny hevitr’izao zavatra hitako tamin’ny nofy izao.
Malagasy Bible 1865
Ry Beltesazara, lehiben'ny ombiasy, fantatro fa misy fanahin'ireo andriamanitra masina ao anatinao, ary tsy misy zava-miafina manahirana anao, koa ambarao ahy ny fahitana izay hitako tamin'ny nofy mbamin'ny heviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Beltesazara, lehiben’ny ombiasy, fantatro fa misy fanahin’ireo andriamanitra masina ao anatinao, ary tsy misy zavamiafina manahirana anao, koa ambarao ahy ny fahitana izay hitako tamin’ny nofy mbamin’ny heviny.
malagasy