Daniel 4:7 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no fahitana tao an-dohako raha teo am-pandriana aho: Nijery aho ka indro, nisy hazo teo afovoan’ny tany, ary avo dia avo ilay izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa nandry teo am-parafara aho, dia izao no hitako: Indro nisy hazo iray teo afovoan’ny tany; ary fatratra tokoa ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no fahitan'ny lohako teo am-pandriako: Nijery aho, ka, indro, nisy hazo teo afovoan'ny tany, ary fatratra ny hahavony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no fahitana tao an-dohako raha teo am-pandriana aho: Nijery aho ka indro, nisy hazo teo afovoan’ny tany, ary avo dia avo ilay izy.
malagasy
Fa izao no fahitan'ny lohako teo am-pandriako: Nijery aho, ka, indro, nisy hazo teo afovoan'ny tany, ary fatratra ny hahavony.