Daniel 4:8 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihalehibe sy niha nahery io hazo io; nipaka tamin’ny lanitra ny haavony ary ny fijery azy dia hatrany amin’ny faran’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitombo sy nihanatanjaka io hazo io, ka ny haavony nahatakatra ny lanitra; ary tazana hatrany amin’ny faran’ny tany izy.
Malagasy Bible 1865
Nihalehibe sy nihahery io hazo io, ary ny hahavony nipaka tamin'ny lanitra, ary ny fijery azy dia hatrany amin'ny faran'ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihalehibe sy niha nahery io hazo io; nipaka tamin’ny lanitra ny haavony ary ny fijery azy dia hatrany amin’ny faran’ny tany rehetra.
malagasy