Daniel 4:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara tarehy ny raviny ary betsaka ny voany sady teo aminy dia nisy hanina ho an’ny rehetra; teny ambaniny no nialokalofan’ny bibidia; teny amin’ny sampany no nitoeran’ny voromanidina ary nahazo hanina avy aminy ny nofo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara tarehy ny raviny ary betsaka ny voany, sady nisy sakafo ho an’ny rehetra teo aminy. Tao ambaniny no nialokaloka ny bibidia, ary tao amin’ny rantsany no nitoetra ny voro-manidina. Ary ny miaina rehetra nahazo sakafo avy aminy.
Malagasy Bible 1865
Tsara tarehy ny raviny, ary betsaka ny voany, sady teo aminy no nisy hanina ho an'ny rehetra; teny ambaniny no nialokalofan'ny bibidia, ary teny amin'ny sampany no nitoeran'ny voro-manidina, ary ny nofo rehetra nahazo hanina avy aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara tarehy ny raviny ary betsaka ny voany sady teo aminy dia nisy hanina ho an’ny rehetra; teny ambaniny no nialokalofan’ny bibidia; teny amin’ny sampany no nitoeran’ny voromanidina ary nahazo hanina avy aminy ny nofo rehetra.
malagasy