Daniel 5:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao fanasana lehibe ho an’ny mpanolotsainany arivo lahy i Belsazara mpanjaka, ary teo anatrehan’ireny no nisotroany divay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao fanasam-be ho an’ny olo-manan-kajany miisa arivo i Belsatsara mpanjaka, ka nisotro divay teo anatrehany.
Malagasy Bible 1865
Belsazara mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an'ny mpanolo-tsainy arivo lahy, ary teo anatrehan'ireny no nisotroany divay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao fanasana lehibe ho an’ny mpanolotsainany arivo lahy i Belsazara mpanjaka, ary teo anatrehan’ireny no nisotroany divay.
malagasy
[Ny fanasana nataon'i Belsazara, sy ny sora-tanana niseho teo amin'ny rindrina] Belsazara mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an'ny mpanolo-tsainy arivo lahy, ary teo anatrehan'ireny no nisotroany divay.