Daniel 5:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny renin’ny mpanjaka dia niditra tao amin’ny trano fanasana noho ny tenin’ny mpanjaka sy ny mpanolotsainany. Dia niteny ny renin’ny mpanjaka hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao! Aoka tsy haharaiki-tahotra anao ny eritreritrao, na ho hatsatra ny tarehinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahare ny antsoantson’ny mpanjaka sy ireo olo-manan-kajany ny renin’ny mpanjaka, ka niditra tao amin’ny efitrano fanasana ary niteny hoe: –Ho ela velona anie ianao, ry mpanjaka! Aoka tsy hampitebiteby anao ny eritreritrao, ary aoka tsy hivaloarika ny tarehinao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny renin'ny mpanjaka niditra tao amin'ny trano fanasana noho ny tenin'ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy; dia niteny ny renin'ny mpanjaka ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao, aoka tsy haharaiki-tahotra anao ny eritreritrao, na hivaloarika ny tarehinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny renin’ny mpanjaka dia niditra tao amin’ny trano fanasana noho ny tenin’ny mpanjaka sy ny mpanolotsainany. Dia niteny ny renin’ny mpanjaka hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao! Aoka tsy haharaiki-tahotra anao ny eritreritrao, na ho hatsatra ny tarehinao.
malagasy