Daniel 5:11 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy lehilahy ato amin’ny fanjakanao izay manana fanahin’ireo andriamanitra masina ao anatiny. Fony fahavelon-drainao dia hita fa nisy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena tao aminy, tahaka ny fahendren’ireo andriamanitra. Koa nataon’i Nebokadnezara mpanjaka rainao, dia ny mpanjaka rainao, hoy aho, ho lehiben’ny ombiasy, ny mpisikidy, ny Kaldeana ary ny mpanandro izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ato amin’ny fanjakanao misy lehilahy iray entanin’ny fanahin’ireo andriamanitra masina; ary tamin’ny andron-drainao dia hita fa nisy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena toy ny fahendren’ireo andriamanitra tao aminy. Izany no nanendren’i Nebokadnetsara mpanjaka rainao azy ho lehiben’ny mpanao majika aman-tsikidy sy ny mpanandro ary ny ombiasy.
Malagasy Bible 1865
Misy lehilahy ato amin'ny fanjakanao izay manana fanahin'ireo andriamanitra masina ao anatiny; ary fony fahavelon-drainao dia hita fa nisy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena tao aminy tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra; ka nataon'i Nebokadnezara mpanjaka rainao, dia ny mpanjaka rainao, hoy izaho, ho lehiben'ny ombiasy sy ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy lehilahy ato amin’ny fanjakanao izay manana fanahin’ireo andriamanitra masina ao anatiny. Fony fahavelon-drainao dia hita fa nisy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena tao aminy, tahaka ny fahendren’ireo andriamanitra. Koa nataon’i Nebokadnezara mpanjaka rainao, dia ny mpanjaka rainao, hoy aho, ho lehiben’ny ombiasy, ny mpisikidy, ny Kaldeana ary ny mpanandro izy.
malagasy