Daniel 5:12 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fanahy hafakely sy fahalalana sy saina ary fahaiza-milaza nofy sy fanambaràna teny sarotra sy famaliana fanontaniana sarotra no hita tao amin’izany Daniela izany, izay nomen’ny mpanjaka anarana hoe Beltesazara. Koa aoka hantsoina i Daniela, fa holazainy ny hevitry ny teny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa fanahy tena fatratra no hita tao amin’i Daniela izay nantsoin’ny mpanjaka hoe Beltesatsara; nanana fahalalana sy fahiratan-tsaina izy ka afa-manazava ny hevitry ny nofy sady mahatakatra ny teny saro-pantarina, ary mamaha ny olana. Koa ankehitriny, aoka hampanantsoina i Daniela, fa izy no hanazava ny hevitry ny soratra.
Malagasy Bible 1865
fa fanahy hendry sy fahalalana sy saina ary fahaiza-milaza nofy sy fanambarana teny sarotra sy fampisehoana hevitra miafina no hita tao amin'izany Daniela izany, izay nomen'ny mpanjaka anarana hoe Beltesazara, koa aoka hantsoina Daniela, fa holazainy ny hevitry ny teny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fanahy hafakely sy fahalalana sy saina ary fahaiza-milaza nofy sy fanambaràna teny sarotra sy famaliana fanontaniana sarotra no hita tao amin’izany Daniela izany, izay nomen’ny mpanjaka anarana hoe Beltesazara. Koa aoka hantsoina i Daniela, fa holazainy ny hevitry ny teny.
malagasy