Daniel 5:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa reko ny aminao, fa manana fanahin’ireo andriamanitra ianao sady misy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena hafakely hita ao aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa reko ny momba anao fa entanin’ny fanahin’ireo andriamanitra ianao ary hita ao aminao ny fahazavan-tsaina sy ny fahalalana ary fahendrena tena fatratra.
Malagasy Bible 1865
Efa reko ny aminao, fa ianao manana fanahin'ireo andriamanitra sady misy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena tsara hita ao aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa reko ny aminao, fa manana fanahin’ireo andriamanitra ianao sady misy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena hafakely hita ao aminao.
malagasy
Efa reko ny aminao, fa ianao manana fanahin'ireo andriamanitra sady misy fahazavan-tsaina sy fahalalana ary fahendrena tsara hita ao aminao.