Daniel 5:15 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo vao teo dia nampidirina teto anatrehako ny olon-kendry sy ny mpisikidy hamaky io soratra io ary mba hampahafantatra ahy ny heviny, nefa tsy nahalaza ny hevitry ny teny izy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary vao teo no nentina teto anatrehako ny olon-kendry sy ny mpisikidy mba hamaky io soratra io sy hampahafantatra ahy ny heviny, nefa tsy nahalaza izany ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary vao teo dia efa nampidirina teto anatrehako ny olon-kendry sy ny mpisikidy hamaky io soratra io sy hampahafantatra ahy ny heviny; fa tsy nahalaza ny hevitry ny teny izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo vao teo dia nampidirina teto anatrehako ny olon-kendry sy ny mpisikidy hamaky io soratra io ary mba hampahafantatra ahy ny heviny, nefa tsy nahalaza ny hevitry ny teny izy ireny.
malagasy