Daniel 5:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Reko fa mahalaza hevitra sy mahay mamaly fanontaniana sarotra ianao. Koa raha mahavaky io soratra io sy mampahafantatra ahy ny heviny ianao dia hampiakanjoina volomparasy sy hasiana rojo volamena ny vozonao ary ho isan’ireo mpanapaka telo lahy amin’ny fanjakana ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre ny momba anao aho, fa ianao no mahalaza hevi-javatra sy mamaha olana; ankehitriny raha mahay mamaky io soratra io sy mampahafantatra ahy ny heviny ianao, dia hampiakanjoina jaky; sady hasiana volamena ny vozonao ary ho isan’ny telo lahy mpiara-mitantana eto amin’ny fanjakana ianao.
Malagasy Bible 1865
ary efa reko ny aminao, fa ianao no mahalaza hevitra sy mahay mampiseho hevitra miafina; koa raha mahavaky ny soratra sy mampahafantatra ahy ny heviny ianao, dia hampiakanjoina volomparasy, sy hasiana rofo volamena ny vozonao, ary ho isan'ny mpanapaka telo lahy amin'ny fanjakana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Reko fa mahalaza hevitra sy mahay mamaly fanontaniana sarotra ianao. Koa raha mahavaky io soratra io sy mampahafantatra ahy ny heviny ianao dia hampiakanjoina volomparasy sy hasiana rojo volamena ny vozonao ary ho isan’ireo mpanapaka telo lahy amin’ny fanjakana ianao.
malagasy