Daniel 5:17 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Daniela hoe: Aoka ihany ho anao ny fanomezanao, ary ny valim-pitianao dia omeo ny hafa. Kanefa hovakiko amin’ny mpanjaka ihany ny soratra ary hampahafantariko azy koa ny heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly i Daniela ka nanao teo anatrehan’ny mpanjaka hoe: –Ry mpanjaka ô, aoka ho anao ihany ny fanomezanao, ary omeo ny hafa ny valim-pitianao; fa ny soratra dia hovakiko aminao ihany ary hampahafantariko anao koa ny heviny.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Daniela ka nanao teo anatrehan'ny mpanjaka hoe: Aoka ihany ho anao ny fanomezanao, ary ny valim-pitianao omeo ny hafa; nefa hovakiko amin'ny mpanjaka ihany ny soratra, ary hampahafantariko azy ny heviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Daniela hoe: Aoka ihany ho anao ny fanomezanao, ary ny valim-pitianao dia omeo ny hafa. Kanefa hovakiko amin’ny mpanjaka ihany ny soratra ary hampahafantariko azy koa ny heviny.
malagasy