Daniel 5:18 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny aminao, ry mpanjaka ô! Andriamanitra Avo Indrindra no efa nanome fanjakana sy fahalehibiazana sy voninahitra ary laza an’i Nebokadnezara rainao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpanjaka ô, Andriamanitra Avo Indrindra no efa nahatonga an’i Nebokadnetsara rainao ho mpanjaka lehibe heni-boninahitra sy laza.
Malagasy Bible 1865
Ny aminao, ry mpanjaka ô, Andriamanitra Avo Indrindra efa nanome fanjakana sy fahalehibiazana sy voninahitra ary laza an'i Nebokadnezara rainao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny aminao, ry mpanjaka ô! Andriamanitra Avo Indrindra no efa nanome fanjakana sy fahalehibiazana sy voninahitra ary laza an’i Nebokadnezara rainao.
malagasy