Daniel 5:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho ny fahalehibiazana nomeny azy, ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra dia nangovitra sy natahotra teo anatrehany; izay tiany hovonoina dia novonoiny; ary izay tiany hovelomina dia novelominy; izay tiany hasandratra dia nasandrany; ary izay tiany haetry dia naetriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary noho io fahalehibiazana izay nomen’Andriamanitra azy io dia natahotra sy nangovitra avokoa teo anatrehany ny foko sy firenena ary ny olona samy hafa fiteny rehetra; fa nahafaty izay tiany ho faty izy ary namelona izay tiany ho velona, nanandratra izay tiany hasandratra izy ary nampietry izay tiany haetry.
Malagasy Bible 1865
ary noho ny fahalehibiazana izay nomeny azy, ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra dia nangovitra sy natahotra teo anatrehany; izay tiany hovonoina dia novonoiny; ary izay tiany hovelomina dia novelominy; ary izay tiany hasandratra dia nasandrany; ary izay tiany haetry dia naetriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho ny fahalehibiazana nomeny azy, ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra dia nangovitra sy natahotra teo anatrehany; izay tiany hovonoina dia novonoiny; ary izay tiany hovelomina dia novelominy; izay tiany hasandratra dia nasandrany; ary izay tiany haetry dia naetriny.
malagasy