Daniel 5:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa nisotro divay i Belsazara, dia nasainy nalaina ny fanaka volamena sy volafotsy izay nalain’i Nebokadnezara rainy avy tao amin’ny tempoly tany Jerosalema mba hisotroan’ny mpanjaka sy ny mpanolotsainany, ny vadiny mbamin’ny vady tsindranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy niboboka divay i Belsatsara, dia nampaka ireo tsatokaty volamena sy volafotsy izay nalain’i Nebokadnetsara rainy tao an- tempoli n’i Jerosalema; tiany hisotro amin’ireny manko ny tenany sy ny olo-manan-kajany ary ireo vadiny mbamin’ny vaditsindranony.
Malagasy Bible 1865
Nony efa nisotro divay Belsazara, dia nasainy nalaina ny fanaka volamena sy volafotsy izay nalain'i Nebokadnezara rainy avy tao amin'ny tempoly tany Jerosalema, mba hisotroan'ny mpanjaka sy ny mpanolotsainy sy ny vadiny mbamin'ny vaditsindranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa nisotro divay i Belsazara, dia nasainy nalaina ny fanaka volamena sy volafotsy izay nalain’i Nebokadnezara rainy avy tao amin’ny tempoly tany Jerosalema mba hisotroan’ny mpanjaka sy ny mpanolotsainany, ny vadiny mbamin’ny vady tsindranony.
malagasy