Daniel 5:20 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nony niavonavona kosa ny fony ary nikikitra tamin’ny fireharehana ny fanahiny, dia naetry niala tamin’ny sezafiandrianan’ny fanjakany izy ary nesorina taminy ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nony niavonavona ny fony ary feno fireharehana ny fanahiny, dia naongana teo amin’ny seza fiandrianany izy ary nesorina taminy ny voninahiny.
Malagasy Bible 1865
Fa nony niavonavona kosa ny fony, ary nikikitra tamin'ny fireharehana ny fanahiny, dia naetry niala tamin'ny seza fiandrianan'ny fanjakany izy, ary ny voninahiny nesorina taminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nony niavonavona kosa ny fony ary nikikitra tamin’ny fireharehana ny fanahiny, dia naetry niala tamin’ny sezafiandrianan’ny fanjakany izy ary nesorina taminy ny voninahiny.
malagasy