Daniel 5:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry Belsazara zanany, dia tsy mba nampietry ny fonao, na dia fantatrao aza izany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao Belsatsara zanany lahy dia tsy mba nampietry ny fonao na dia efa fantatrao aza izany rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry Belsazara zanany, dia tsy mba nampietry ny fonao, na dia fantatrao aza izany rehetra izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry Belsazara zanany, dia tsy mba nampietry ny fonao, na dia fantatrao aza izany rehetra izany.
malagasy
Ary ianao, ry Belsazara zanany, dia tsy mba nampietry ny fonao, na dia fantatrao aza izany rehetra izany;