Daniel 5:24 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia Izy no niavian’ilay rantsantanana nanoratra ireo teny ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia Andriamanitra no niavian’ny rantsan-tanana izay nanoratra io soratra io.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia Izy no nihavian'ilay rantsan-tanana, ka voasoratra ireo teny ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia Izy no niavian’ilay rantsantanana nanoratra ireo teny ireo.
malagasy
Ary noho izany dia Izy no nihavian'ilay rantsan-tanana, ka voasoratra ireo teny ireo.