Daniel 5:28 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
PARESA: Voazara: Zarazaraina ny fanjakanao ka omena ho an’ny Mediana sy ny Persiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
PERESA: Voazara, voazara ny fanjakanao ka omena ny Medianina sy ny Persianina.»
Malagasy Bible 1865
Paresa, zarazaraina ny fanjakanao ka omena ho an'ny Mediana sy ny Persiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
PARESA: Voazara: Zarazaraina ny fanjakanao ka omena ho an’ny Mediana sy ny Persiana.
malagasy
Paresa, zarazaraina ny fanjakanao ka omena ho an'ny Mediana sy ny Persiana.