Daniel 5:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanome baiko i Belsazara mba hampiakanjoina volomparasy i Daniela sady hasiana rojo volamena ny vozony, ary hambara fa isan’ny mpanapaka telo lahy amin’ny fanjakana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay dia nanome baiko i Belsatsara mba hampiakanjoina jaky i Daniela sady hasiana rojo volamena ny vozony. Ary nasainy nambara am-pahabemaso koa fa i Daniela dia isan’ny telo lahy mpiara-mitantana eo amin’ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Ary Belsazara dia nanome teny, ka dia nampiakanjoina volomparasy Daniela, sady nasiana rojo volamena ny vozony, ary nisy niantso azy ho isan'ny mpanapaka telo lahy amin'ny fanjakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanome baiko i Belsazara mba hampiakanjoina volomparasy i Daniela sady hasiana rojo volamena ny vozony, ary hambara fa isan’ny mpanapaka telo lahy amin’ny fanjakana izy.
malagasy
Ary Belsazara dia nanome teny, ka dia nampiakanjoina volomparasy Daniela, sady nasiana rojo volamena ny vozony, ary nisy niantso azy ho isan'ny mpanapaka telo lahy amin'ny fanjakana.Ary tamin'io alina io ihany dia novonoina Belsazara, mpanjakan'ny Kaldeana.