Daniel 5:30 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io alina io ihany dia nisy namono i Belsazara, mpanjakan’ny Kaldeana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io alina io ihany dia novonoina ho faty i Belsatsara mpanjakan’i Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'io alina io ihany dia novonoina Belsazara, mpanjakan'ny Kaldeana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io alina io ihany dia nisy namono i Belsazara, mpanjakan’ny Kaldeana.
malagasy
Ary tamin'io alina io ihany dia novonoina Belsazara, mpanjakan'ny Kaldeana.