Daniel 5:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, nisotro divay izy ireo sady nankalaza ny andriamanitra volamena, volafotsy, varahina, vy, hazo ary vato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy niboboka divay izy rehetra, dia nankalaza ireo andriamaniny volamena sy volafotsy, halimo sy vy ary hazo sy vato.
Malagasy Bible 1865
Eny, nisotro divay izy sady nankalaza ny andriamanitra volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy hazo ary vato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, nisotro divay izy ireo sady nankalaza ny andriamanitra volamena, volafotsy, varahina, vy, hazo ary vato.
malagasy
Eny, nisotro divay izy sady nankalaza ny andriamanitra volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy hazo ary vato.