Daniel 5:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihahatsatra ny tarehin’ny mpanjaka ary naharaiki-tahotra azy ny eritreriny ka nivahavaha ny taolan’andilany sady nipararetra ny lohaliny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nivaloarika ny tarehiny; nampitebiteby azy ny eritreriny, nivahavaha ny famavàn’ny vahiany ary nifampikitrana ny lohaliny.
Malagasy Bible 1865
Dia nivaloarika ny tarehin'ny mpanjaka, ary naharaiki-tahotra azy ny eritreriny, ka dia nivahavaha ny valahany, sady niady ny lohaliny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihahatsatra ny tarehin’ny mpanjaka ary naharaiki-tahotra azy ny eritreriny ka nivahavaha ny taolan’andilany sady nipararetra ny lohaliny.
malagasy