Daniel 5:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso mafy ny mpanjaka mba hampidirana ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro. Ary niteny tamin’ny olon-kendrin’i Babilona ny mpanjaka hoe: Na zovy na zovy no mahavaky io soratra io sady milaza ny heviny amiko dia hampiakanjoina volomparasy sy hasiana rojo volamena ny vozony ary ho isan’ireo mpanapaka telo lahy amin’ny fanjakana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso tamin’ny feo mahery izy mba hampanalaina ny mpisikidy sy ny mpanandro ary ny ombiasy. Dia nitenenan’ny mpanjaka ireo olon-kendrin’i Babilôna ka nataony hoe: –Na iza na iza mahavaky io soratra io sady milaza ny heviny amiko dia hampiakanjoina jaky; sady hasiana rojo volamena ny vozony, ary ho isan’ny telo lahy mpiara-mitantana eto amin’ny fanjakana izy.»
Malagasy Bible 1865
Dia niantso mafy ny mpanjaka hampiditra ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro. Ary ny mpanjaka niteny ka nanao tamin'ny olon-kendrin'i Babylona hoe: Na zovy na zovy no mahavaky io soratra io sady milaza ny heviny amiko dia hampiakanjoina volomparasy, sy hasiana rojo volamena ny vozony, ary ho isan'ny mpanapaka telo lahy amin'ny fanjakana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso mafy ny mpanjaka mba hampidirana ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro. Ary niteny tamin’ny olon-kendrin’i Babilona ny mpanjaka hoe: Na zovy na zovy no mahavaky io soratra io sady milaza ny heviny amiko dia hampiakanjoina volomparasy sy hasiana rojo volamena ny vozony ary ho isan’ireo mpanapaka telo lahy amin’ny fanjakana izy.
malagasy