Daniel 5:8 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra avokoa ny olon-kendrin’ny mpanjaka nefa tsy nisy nahavaky ny soratra na nampahalala ny mpanjaka ny heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niditra avokoa ireo olon-kendrin’ny mpanjaka, nefa tsy nisy nahavaky ny soratra na nampahafantatra ny heviny tamin’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra avokoa ny olon-kendrin'ny mpanjaka, nefa tsy nisy nahavaky ny soratra na nampahalala ny mpanjaka ny heviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra avokoa ny olon-kendrin’ny mpanjaka nefa tsy nisy nahavaky ny soratra na nampahalala ny mpanjaka ny heviny.
malagasy
Dia niditra avokoa ny olon-kendrin'ny mpanjaka, nefa tsy nisy nahavaky ny soratra na nampahalala ny mpanjaka ny heviny.