Daniel 5:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natahotra indrindra i Belsazara mpanjaka ka nihahatsatra ny tarehiny, ary vaka terỳ ny mpanolotsainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitebiteby mafy i Belsatsara mpanjaka sady vao mainka nivaloarika ny tarehiny, ary very hevitra koa ireo olo-manan-kajany.
Malagasy Bible 1865
Dia natahotra indrindra Belsazara mpanjaka, ka nivaloarika ny tarehiny, ary vaka terỳ ny mpanolo-tsainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natahotra indrindra i Belsazara mpanjaka ka nihahatsatra ny tarehiny, ary vaka terỳ ny mpanolotsainany.
malagasy
Dia natahotra indrindra Belsazara mpanjaka, ka nivaloarika ny tarehiny, ary vaka terỳ ny mpanolo-tsainy.