Daniel 6:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Dariosy mediana no nandray ny fanjakana ka efa roa amby enimpolo taona izy tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Dariôsa, ilay Medianina, no nandray ny fanjakana teo amin’ny faha-62 taonany.
Malagasy Bible 1865
Ary Dariosa Mediana no nandray ny fanjakana, rehefa tokony ho roa amby enim-polo taona no andro niainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Dariosy mediana no nandray ny fanjakana ka efa roa amby enimpolo taona izy tamin’izay.
malagasy
Ary Dariosa Mediana no nandray ny fanjakana, rehefa tokony ho roa amby enim-polo taona no andro niainany.