Daniel 6:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia nasian’i Dariosy mpanjaka sonia izany lalàna sy didy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia nosoniavin’i Dariôsa mpanjaka izany didy aman-dalàna izany.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia nasian'i Dariosa mpanjaka sonia izany lalàna sy didy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia nasian’i Dariosy mpanjaka sonia izany lalàna sy didy izany.
malagasy
Ary noho izany dia nasian'i Dariosa mpanjaka sonia izany lalàna sy didy izany.