Daniel 6:12 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia somaritaka nivory ireo lehilahy ireo rehefa nahita an’i Daniela mangataka sy mifona eo anatrehan’Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dodona erỳ ireo lehilahy ireo nitsikilo ka nahita an’i Daniela nivavaka sy nitalaho tamin’ny Andriamaniny;
Malagasy Bible 1865
Dia somaritaka nivory ireo lehilahy ireo ka nahita an'i Daniela mangataka sy mifona eo anatrehan'Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia somaritaka nivory ireo lehilahy ireo rehefa nahita an’i Daniela mangataka sy mifona eo anatrehan’Andriamaniny.
malagasy
Dia somaritaka nivory ireo lehilahy ireo ka nahita an'i Daniela mangataka sy mifona eo anatrehan'Andriamaniny.