Daniel 6:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny teo anatrehan’ny mpanjaka izy ireo hoe: I Daniela, ilay isan’ny babo avy amin’ny taranak’i Joda dia tsy mba manaiky anao na ny lalàna izay nasianao sonia, ry mpanjaka ô, fa manao fivavahana intelo isanandro izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niteny indray ireo ka nanao teo anatrehan’ny mpanjaka hoe: –I Daniela, isan’ireo babo avy any Joda, dia tsy mba miraharaha anao na ny didy izay nosoniavinao, ry mpanjaka ô; fa intelo isan’andro izy no manao fivavahana amin’ny Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny ireo ka nanao teo anatrehan'ny mpanjaka hoe: Ilay Daniela, isan'ny babo avy amin'ny taranak'i Joda, dia tsy manaiky anao, na ny lalàna izay nasianao sonia, ry mpanjaka ô, fa manao fangatahana intelo isan'andro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny teo anatrehan’ny mpanjaka izy ireo hoe: I Daniela, ilay isan’ny babo avy amin’ny taranak’i Joda dia tsy mba manaiky anao na ny lalàna izay nasianao sonia, ry mpanjaka ô, fa manao fivavahana intelo isanandro izy.
malagasy