Daniel 6:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalahelo mafy ny mpanjaka raha nahare izany teny izany; nefa satriny ihany ny hanafaka an’i Daniela ka nanao izay tratry ny sainy hamonjena azy izy mandra-pilentiky ny masoandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalahelo mafy ny mpanjaka raha nandre izany zavatra izany; dia nisaintsaina ny hanavotra an’i Daniela izy ary nitady izay hamonjena azy mandra-pilentiky ny masoandro.
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra indrindra ny mpanjaka, raha nahare izany teny izany, nefa matiny ihany izy ny hanafaka an'i Daniela, ka nanao izay tratry ny heviny hamonjy azy mandra-pilentiky ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalahelo mafy ny mpanjaka raha nahare izany teny izany; nefa satriny ihany ny hanafaka an’i Daniela ka nanao izay tratry ny sainy hamonjena azy izy mandra-pilentiky ny masoandro.
malagasy