Daniel 6:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia somaritaka nivory ho any amin’ny mpanjaka indray ireo lehilahy ireo ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Aoka ho fantatrao, ry mpanjaka, fa izao no lalànan’ny Mediana sy ny Persiana: Ny lalàna sy ny didy izay navoakan’ny mpanjaka dia tsy azo ovana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa dodona niverina tany amin’ny mpanjaka ireo lehilahy ireo ka nanao taminy hoe: –Aoka ho fantatrao, ry mpanjaka, fa araka ny lalànan’ny Medianina sy ny Persianina, ny didy aman-dalàna izay navoakan’ny mpanjaka dia tsy azo ovana.
Malagasy Bible 1865
Dia somaritaka nivory ho any amin'ny mpanjaka ireo lehilahy ireo ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe: Aoka ho fantatrao, ry mpanjaka, fa izao no lalàn'ny Mediana sy ny Persiana: Ny lalàna sy ny didy izay efa navoaky ny mpanjaka dia tsy azo ovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia somaritaka nivory ho any amin’ny mpanjaka indray ireo lehilahy ireo ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Aoka ho fantatrao, ry mpanjaka, fa izao no lalànan’ny Mediana sy ny Persiana: Ny lalàna sy ny didy izay navoakan’ny mpanjaka dia tsy azo ovana.
malagasy