Daniel 6:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namoaka didy ny mpanjaka ary noentina i Daniela ka natsipy tao an-davaky ny liona. Ary niteny tamin’i Daniela ny mpanjaka hoe: Andriamanitrao izay tompoinao mandrakariva anie hamonjy anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nanome baiko ny mpanjaka mba halaina i Daniela ka hatsipy ao an-davaky ny liona. Dia niteny kosa ny mpanjaka ka nanao tamin’i Daniela hoe: «Andriamanitrao, Izay tompoinao fatratra, no hany hamonjy anao!»
Malagasy Bible 1865
Dia nandidy ny mpanjaka; ary nentina Daniela ka natsipy tao an-davaky ny liona. Dia niteny ny mpanjaka ka nanao tamin'i Daniela hoe: Andriamanitrao Izay tompoinao mandrakariva anie hamonjy anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namoaka didy ny mpanjaka ary noentina i Daniela ka natsipy tao an-davaky ny liona. Ary niteny tamin’i Daniela ny mpanjaka hoe: Andriamanitrao izay tompoinao mandrakariva anie hamonjy anao.
malagasy