Daniel 6:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy vato natampina ny vava lavaka; ary ny mpanjaka no nanidy izany tamin’ny fitombo-kaseny sy tamin’ny fitombo-kasen’ny olo-manankaja teo aminy, mba tsy hanovana ny teny ny amin’i Daniela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy vato natampina ny vavan-davaka; ary ny mpanjaka nanomboka izany tamin’ny tombokaseny sy tamin’ny an’ireo olo-manan-kajany mba tsy hisy hovana ny amin’i Daniela.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vato natampina ny vava-lavaka; ary ny mpanjaka nanomboka izany tamin'ny fanombohan-kaseny sy tamin'ny fanombohan-kasen'ny andriandahiny, mba tsy hovana ny teny ny amin'i Daniela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy vato natampina ny vava lavaka; ary ny mpanjaka no nanidy izany tamin’ny fitombo-kaseny sy tamin’ny fitombo-kasen’ny olo-manankaja teo aminy, mba tsy hanovana ny teny ny amin’i Daniela.
malagasy